Entrée | 1 Ikaky |
Partie du discours | 2 nom propre (anthroponyme) |
Vocabulaire |
3 Etiquette 4 Rapports: famille |
Explications en malgache |
5 Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny [1.1] 6 Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra [1.1] |
Explications en anglais |
7 A familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.] [1.2] 8 Father (a respectful term) cf. dada, ray [1.7] |
Explications en français |
9 Mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants [1.3] 10 Père (terme respectueux); cf dada, ray [1.8] |
Exemples |
11 Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' ikaky. [2.528] 12 Handrava ny hevitra efa tapak' ikaky sy Ineny! [2.285] 13 ilay zavatray iny r' ikaky, nalain' ny mpanjaka. [2.606] |
Synonymes | 14 aba, ada, baba, dada, ray |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot Ikaky |
Tableaux et planches |
17 Liste complète |
Anagrammes | 18 akiky, Ikaky, kaiky, kiaky |
Mis à jour le 2023/10/28 |