Entrée | ikaloy (kalo) | |
Partie du discours | impératif du verbe relatif ikaloana | |
Explications en français | [1.3] | |
Entrée | Ikaloy | |
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |
Explications en malgache | [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [1.10] | |
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | |
Analogues | Ny Tendrombohitra Roambinifolo | |
Anagrammes | ikalio, ikaloy, laikoy |
Mis à jour le 2022/10/13 |
![]() |