Teny iditra |
ila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
ilany [Rakotosaona 1975]
|
| Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato ¶ Lanimandry, lafy ¶ Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao ¶ Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara ¶ Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)] [Richardson 1885]
|
| the side, a half [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | côté, moitié [Hallanger 1974]
|
| moitié, façade, membre, flanc [SLP 1986]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
ilavoamena ~
ilasiray ~
ilasiroa ~
ilasitelo ~
ilasiventy |
|
tehezana ~
takiba |
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
ila
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitadiavana, fizahana, fikarohana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | (root) [Richardson 1885]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
ila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana [Rakotosaona 1975]
|
|