Entrée |
Ilafy
(i, lafy)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -19.7833333, 45.3333333
-18.85, 47.5666667
-17.8833333, 48.4166667
|
Toponymie | lafy |
|
Entrée |
Ilafy
(i-, lafy)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Explications en malgache | Havoana misy tanàna mifono ala tompontany azay 10 km avaratr' Antananarivo,
amin-ny arabe mankany
Ambohimanga saingy mihataka kely ary ambony atsinanana.
Ny renirano
Mamba no mandalo ery ambany avarany.
Eo amin-ny 1400 m ny haavony. Ny aviavy sy amontana hazon-Andriana dia
midoroboka be mahafinaritra. Misy toerana maromaro fitazantazanana manala
sorisory eo, indrindra fa ilay ahatsinjovana an-
Antananarivo,
Ambohidrabiby,
Ambohimanga,
Ambohidratrimo, ets.
Isan-ny Tendrombohitra masina Roambinifolo izy...
[1.10]
|
Explications en français | Village sis sur une colline boisée à 8 km. au nord
de Tananarive, chef-lieu d'un canton de 7.440 habitants
(arrondissement de Sabotsy-Namehana,
sous-préfecture de Tananarive-banlieue),
et où se trouve un trano manara (ancien palais).
Au pied de cette colline fut enseveli, dans la nuit du 11 mai 1863,
après le régicide, le corps du roi Radama II:
le cortège funèbre nocturne était
composé de quatre officiers et de vingt soldats
sous la conduite du 15-honneurs Rainitotozy. [1.11]
|
Exemples |
1 | Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy;
[2.59]
|
2 | Nampiantsoiny hifanatrika aminy, hokabarina teny Ilafy.
[2.298]
|
|
Vocabulaire |
Analogues |
Ny Tendrombohitra Roambinifolo |
Proverbes |
Coordonnées | -18.85, 47.5666667
|
Toponymie | lafy |
Illustrations |
|
|