Teny iditra ilay mahia miankin-drindrina (ilay, hia, ankina, rindrina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31