Teny iditra ilika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny ila, ny tehezana: Marary ato amin' ny iliko havanana ato
¶ Fanosehana zavatra manakantsakana ho eny an-tsisintsisin-toerana
¶ Fanomezantsiny ny sasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
 the side [1.7]
Fanazavàna teny frantsay le côté [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31