Entrée | Imerimanjaka | |
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |
Explications en malgache | Vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany... [1.10] | |
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | |
Analogues | Ny Tendrombohitra Roambinifolo | |
Coordonnées | 1857, 4733 | |
Toponymie | merina, zaka, manjaka | |
Mis à jour le 2023/02/21 |
![]() |