Teny iditra | Imerina (i-, Merina) | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | the district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko. Comp. Erina. [Richardson 1885] | ||||
the inland of Madagascar around Tananarive [Hallanger 1973] | |||||
Mpitovy hevitra | Ankova | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Mpanahaka | Emyrne ~ Merina | ||||
Ny Tendrombohitra Roambinifolo | |||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny Imerina io Ohabolana misy io teny Imerina io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/05/23 |
![]() |