Teny iditra impiry (firy)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manontany ny isan' ny fiverimberenan-javatra niseho na asa natao: Impiry ianao no diso fidirana tamin' itỳ volana itỳ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy how often? How many times? [1.2]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra mipiry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20