unk:wordtran.: | Noho ny fangatahana tamin' ny 20 janvier 1898, MM. (1) William Wilson
dokotera, (2) Herbert Fox Standing misionary, (3) John Charles Kingzett
lehiben' ny fanaovam-porinty FFMA izy telo lahy ireo monina ao Antananarivo, fari-taniny
Faravohitra, niara-nangataka ny anoratana amin' ny Rejistry ny Fanjakana,
fa izy ireo no msamy tompon; ny fananana tany, izay nambarany, sy tiany nomena anarana hoe
Imprimerie de la Friends Foreign Mission Association, misy trano
fitoerana azy, fanaovam-porinty, fivarotana ary ny momba azy ao Antananarivo,
fari-taniny Faravohitra amy ny lalana avenue La Bourdonnais N. 33. [2.116.mg:1898/01/29]
|
| Suivant réquisition de 29 janvier 1898, MM. (1) William Wilson,
médecin; (2) Herbert Fox Standing, missionnaire; (3) John Charles Kingzett,
directeur de l'Imprimerie FFMA, tous trois domiciliés à Tananarive,
quartier Faravohitra, ont demandé l'immatriculation, en qualité de
propriétaires indivis, d'une propriété à laquelle ils ont déclaré vouloir
donner le nom de l'Imprimerie Friends Foreign Mission Association,
consistant en maison d'habitation, imprimerie, magasin et dépendances situés
à Tananarive, quartier Faravohitra, avenue La Bourdonnais, N. 33. [2.116.fr:1898/01/29]
|