Teny iditra | inao | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Inao Rakoto fa vohay [1.1] | |
Tovy hevitra | injao | |
Teny iditra | inao | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny anglisy | listen! Hark! [1.2] | |
Tovy hevitra | injao | |
Teny iditra | iñao | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] ialao [1.78] | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |