Teny iditra | indraindray (indray) | ||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | sometimes [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
seldom, infrequent. Reduplication of indray [Richardson 1885] | |||||
off and on [Hallanger 1973] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | parfois [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | ||||
de temps en temps [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | |||||
Tsipelina hafa | kindraindray ~ tsindraindray | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |