Teny iditra | indray mahamasa-patsa (iray, masaka, patsa) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | halavampotoana mitovy amin' ny ahamasahan' ny patsa andrahoina (eo amin' ny fahefatr' adiny eo) [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | le temps nécessaire à la cuisson des chevrettes. Environ un quart d'heure. [Veyrières 1913] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |