Teny iditra indray maka
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] once ; lit. one fetching.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] littéralement: aller d'un seul coup; une fois
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] once, one time
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] une seule fois
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/23