Teny iditra | indray mipy maso (iray, py, maso) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety [Rajemisa 1985] | |
Ohatra | Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako! [Andriamalala: Zazavavindrano] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |