Teny iditra indray mitoraka (iray, toraka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] once; lit. one throw.
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 92] Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy.
2 [Andriamalala: Ranomasina, takila 50] Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara

Teny iditra indray mitoraka (iray, toraka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo)
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31