Teny iditra indreo (ireo (io))
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro olona na zavatra maro izay toy ny atolotra na aseho: Indreo ny mpianatrao, hoy ny lehiben' ny sekoly tamin' ilay mpampianatra, dia lasa izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy behold! A plural form of indro. [1.2]
 there they are! plural of indro [1.7]
Fanazavàna teny frantsay pluriel de indro : les voilà! [1.3]
 les voilà! pluriel of indro [1.8]
Ohatra 
1Ary indreo koa ianareo mpanan-karena. [2.298]
2Indreo izy dimy lahy variana niresaka eo. [2.357]
3Indreo koa atsy, ny zandry mahaleo mahala-sana. [2.245]

Fivaditsoratra redony, endroy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31