Teny iditra Ingahy (lahy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] antidahy hajaina
  [Rajemisa 1985] Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra?
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them. See rangahy. Ingahy Prime Minister. The Prime Minister.
  [Hallanger 1973] "Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] "Monsieur"; terme honorifique
Voambolana 
Fanafohezana 
Mpanahaka  Andriamatoa ~ Ingahibe ~ Rangahy ~ Rangahibe
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 38] Aza adino ange I Sarila s' Ingahy Sefo.
2 [Rajohanesa: Kintana] Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra.
3 [Andraina: Mitaraina, takila 82] Marary, hono, Ingahy Raboto, hoy izy.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31