Teny iditra |
intỳ
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Enti-milaza zavatra eny an-tanana ka tondroina amin' olona itenenana: Intỳ ny satrokao ¶ Enti-milaza zavatra na olona aseho eo no ho eo amin' olona itenenana: Intỳ misy hira kely atolotro ho an' i Neny |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
here I am, here he is, etc |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974]
me voici, le voici, etc |
|
Teny iditra |
inty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Bara]
loto, pentina |
Sampanteny |
|