Teny iditra | irainjehy (iray, zehy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Teny fotony | iray, jehy | |
Fanazavàna teny anglisy | one span, about 20 cm [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | un empan, environ 20 cm [3.1] | |
Voambolana | Toerana | |
Ohatra | Koa raha hatao indray miseho daholo ireo fandrefesana miankina amin' ny zehy, dia toy izao araka ny filaharany:
ampandraofana antsasa-jehy na voatondro 6 zehy irainjehy 12 ampanjatoaria na ampiravahana irainjehy sy sasany na voatondro 18 hakiho roanjehy 24 hamaton-tsandry roanjehy sy sasany 30 tovo-tsandry : telonjehy 36 ampamelomantokana : telonjehy sy sasany 42 mamakitratra : efajehy 48 ampamelomandroa : efajehy sy sasany 54 manindao : diminjehy 60 [2.436] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |