Teny iditra iroana
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Ce, celui-là, celle-là; voilà [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpitovy hevitra iroa ~ iroakatra ~ irokatra ~ irokitra ~ irony
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra lo dobo kely iroana, ka soa dia soa tokoa; [1.265]

Fivaditsoratra anairo, anario, anirao, aorina, ianaro, iarano, iorana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31