Teny iditra | irotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | espèce de soie indigène teinte en noir [1.3] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |||||||||||||||
Teny iditra | irotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' irotra | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Mpitovy hevitra | iritra | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | oritra, riotra, roatry, roitra, triaro |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |