Teny iditra isa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
¶ Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] one, each, every
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] est toujours employé pour un, quand on commence à compter.
  [Hallanger 1974] un, chacun
Marika iraisam-pirenena  [3.1] 1
I
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
isa
isany
isan'
isan-
isam-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  iray ~ iraika
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohatra 
1 [Rabary: Daty, takila 1128] Tokony ho 80 no isany
2 [Razoharinoro: Soratra, takila PAGE] Tsy hita isa ny vahoaka
3 [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 292] fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona
4 [Randriamamonjy: Tantara, takila 442] Ny hetra aloa dia variraiventy isan' olo-miaina sy vary roa vata isam-pangady
Lahatsoratra 

Teny iditra isa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a number
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986] nombre
  [Abinal 1888, Hallanger 1974] numéro
  [Abinal 1888] action de compter
  [SLP 1986] cardinal
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  Fanisana vaovao
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Teny iditra isa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao.

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30