Teny iditra ise
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] used familiarly for You, You sir.
  [Hallanger 1973] you (singular) used familiarly between men
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] tu
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] tu
Sampanteny 
Mpanahaka  ianao ~ ialahy
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31