Teny iditra | itỳ | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako | |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] this quite close (in sight) | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |