Teny iditra ivelomana (velona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 824]
Haiendriteny 
ivelomana
ivelomako
ivelomanao
ivelomany
ivelomantsika
ivelomanay
ivelomanareo
iveloman'
iveloman-
ivelomam-
iveloma-
nivelomana
nivelomako
nivelomanao
nivelomany
nivelomantsika
nivelomanay
nivelomanareo
niveloman'
niveloman-
nivelomam-
niveloma-
hivelomana
hivelomako
hivelomanao
hivelomany
hivelomantsika
hivelomanay
hivelomanareo
hiveloman'
hiveloman-
hivelomam-
hiveloma-
ivelomy
Ohatra 
1Eo amin' ny toekarena dia ny fiompiana sy ny fambolena no ivelomana. [Razafiarivony: Harivolana]
2ny Fiangonana dia zavamisy ivelomana amin' ny maha mpiray tampo sy mpiara-dalana. [Wresinski: Mahantra]
3Io vidiny io anefa dia zara raha misy ivelomana ary dia mijalijaly sy tsy afa-mihoitra eo amin' ny fiainana i neny. [Rabemolaly: Fary]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/23