Teny iditra izahay
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha.Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: ~ Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] We (excluding the person addressed). Compare isika.
  [Hallanger 1973] we (excluding those addressed)
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle).
  [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] nous (exclusif)
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] noi
Mpanahaka  anay ~ -nay ~ -ay
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31