Teny iditra izaho
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina: ~ Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.(Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: ~ Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho).
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] see aho.
  [Hallanger 1973] I (emphatic)
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] je, moi.
¶ Manao izaho ity: faire l'important.
  [Rajaonarimanana 1995] je, moi (s'emploie au début de la phras [...]
  [Hallanger 1974] je, moi
  [Beaujard 1998] [Tanala] je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho].
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] io
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31