Teny iditra izay
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay
¶ Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] who, whom, which, that
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] qui, que, à qui, à quoi
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra izay
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] now
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] maintenant
Mpanahaka  izay tratra
 

Teny iditra izay
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] exclamation of approval; that's it !
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] c'est bien cela !

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31