Teny iditra |
izy
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitsoRaha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | He, she, it. Isy, ia and i are used
in the provinces.
[Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] [Richardson 1885]
|
| he, she, it [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | Il, elle, lui, le, la [Abinal 1888]
|
| Il, elle [Rajaonarimanana 1995]
|
| il, elle [Hallanger 1974]
|
Fanazavàna teny italianina | egli; ella [Profita 1969]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
izy ireo |
|
azy ~
-ny |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|