Teny iditra jaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana
¶ Vola natao solon' izany
¶ Fanomezana
  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra jaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] teny, fiteny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31