Teny iditra |
jakana
(jaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona omena jaka:
Efa mba nojakanareo ve ry Dadatoa Rabe ? [1.1]
|
Haiendriteny |
jakana
jakako
jakanao
jakany
jakantsika
jakanay
jakanareo
jakan'
jakan-
jakam-
jaka-
| |
nojakana
nojakako
nojakanao
nojakany
nojakantsika
nojakanay
nojakanareo
nojakan'
nojakan-
nojakam-
nojaka-
| |
hojakana
hojakako
hojakanao
hojakany
hojakantsika
hojakanay
hojakanareo
hojakan'
hojakan-
hojakam-
hojaka-
| |
jakao | |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Jakàna
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Jakan [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Yaaqân [2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|