Entrée | 1 jangajanga (janga) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
6 Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga 7 Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1] |
Explications en français |
8 luxurieux, libertin, qui se livre au désordre, de moeurs corrompues [1.3] |
Synonymes | 9 janga |
Mis à jour le 2023/01/20 |