Teny iditra | japina (japy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | ihazakazahana taingenana eny am-pandehanana: Nojapiny ilay fiarambahoaka, nefa tsy nahatana tsara ny varavarana ny tanany ka nianjera nitsirara izy [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | pianja |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |