Teny iditra japy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karavasin' ny mpiandry omby, izay ataony amin' ny taretra aolanolana ary ampiasainy ho fikapohana na fanapoapoaka fotsiny

Teny iditra japy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fitaingenana zavatra eny am-pandehanana
Sampanteny 

Teny iditra japy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Tandroy] (Comparer à jabihy). Operculicarya decaryi H.Perrier(Anacardiaceae). Petit arbre à fruits comestibles. Fournit une gomme peu soluble dans l'eau.
Voambolana 
Anarana siantifika Operculicarya decaryi

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31