Teny iditra je
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] diso lalana, voan'ny tamberintany: Olo je isika

Teny iditra je
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Malzac 1893, Sims 1969, Rakotonaivo 1993] izaho, aho, -ko
Ohatra 
1 [Malzac 1893, takila 462] J'écrirai demain (Izaho hanoratra rahampitso)
2 [Malzac 1893, takila 462] J'écrirai demain (Hanoratra rahampitso aho)
3 [Malzac 1893, takila 462] Que répondrais-je? (Inona no havaliko?)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31