Teny iditra | jijina (jijy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | kendrena am-pitandremana fatratra, toy ny ataon' ny mpilalao kanety izay ampanatonina tsikelikely ny vava lavaka, kalina ¶ tsihifina, alaina na hanina tsikelikely: Nojijin' ny adala ny vola tao ambatan-drainibeny [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | jinjay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |