Teny iditra jinifa (jifa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] atao majifa, voafaoka, lany tanteraka: Nojinifan' ny mpangalatra ny entan-dRazoky tatsy atsimo
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 295] enlevé, dévoré, consumé
Haiendriteny 
jinifa
jinifako
jinifanao
jinifany
jinifantsika
jinifanay
jinifanareo
jinifan'
jinifan-
jinifam-
nojinifa
nojinifako
nojinifanao
nojinifany
nojinifantsika
nojinifanay
nojinifanareo
nojinifan'
nojinifan-
nojinifam-
hojinifa
hojinifako
hojinifanao
hojinifany
hojinifantsika
hojinifanay
hojinifanareo
hojinifan'
hojinifan-
hojinifam-
Mpitovy hevitra voajifa

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/01