Teny iditra | jinina (jiny) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sosotsosotra, malonilony vitsy teny [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | taciturne, morose [1.3] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Mpitovy hevitra | jinijinina | ||||||||||||
Fivaditsoratra | injany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |