Teny iditra |
jirika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Varotra: Nanao jirika olona ny taloha [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | commerce, trafic en détail, vente d’esclave [Abinal 1888 takila 296]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
jirika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo ¶ Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jiri-bary io lehilahy io. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a band of robbers [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | pillards qui vont par bande [Abinal 1888 takila 296]
|
| [Tankarana]
brigandage en bandes. [David: Dialectes (takila J)]
|
| bande de pillards [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika,matin'ny miaramila. [Rajohanesa: Kintana]
|
Teny nalaina |
|