Teny iditra | jiro | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza rehefa mety ho fanazavana amin' ny alina:
Ampireheto ny jiro fa efa maizina ato an-trano ¶ Jabora misy lahiny ka arehitra hanazava [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | a lamp [Hallanger 1973] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | lampe [Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||||
éclairage [SLP 1986] | |||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny jiro io | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: jiro ao amin' ny Baiboly | ||||||
Haianarantany | |||||||
Teny iditra | jiro | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] tsatokazo solon-tsangambato ho fahatsiarovana olona [Rakotosaona 1975] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] pieu surmonté de crânes de boeufs sacrifiés, pieu de tsikafara, (sòko). [David: Dialectes (takila J)] | ||||||
[Sakalava] Bois fourchu au sommet qu'on plante dans le sol pour perpétuer le souvenir d'un mort. En Imerina on l'appelle plutôt tsangambato-hazo. [Boiteau 1997] | |||||||
[Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala] Poteau auquel on attache les animaux offerts en sacrifice (sur la côte Ouest, ce même poteau sacrificiel est appelé hazomanga). De très nombreuses localités s'appellent anjiro, c'est-à-dire « là où il y a un jiro » et notamment une gare de la ligne de chemin de fer Tamatave Tananarive. [Boiteau 1997] | |||||||
Ohatra | Tsangambato sy jiro no betsaka atý [FOFAFIPE: Haivola] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
![]() |