Teny iditra jofoana (jofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
¶ Ianjerana, iantontana
¶ Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
jofoana
jofoako
jofoanao
jofoany
jofoantsika
jofoanay
jofoanareo
jofoan'
jofoan-
jofoam-
jofoa-
nojofoana
nojofoako
nojofoanao
nojofoany
nojofoantsika
nojofoanay
nojofoanareo
nojofoan'
nojofoan-
nojofoam-
nojofoa-
hojofoana
hojofoako
hojofoanao
hojofoany
hojofoantsika
hojofoanay
hojofoanareo
hojofoan'
hojofoan-
hojofoam-
hojofoa-
jofoy
Mpitovy hevitra jofoina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31