Teny iditra joloka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fampidirana ny loha na ny tanana ao anaty toerana iray avy amin' ny lavaka na loaka iray
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 298] Action de passer par un trou, par une ouverture, d’y introduire la tête, la main ou quelque chose
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31