Teny iditra -joro (zoro)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe zoro
Ohatra ary nasiana rova efa-joro tokony havavafo ny halavany. [2.48]

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsanganana mitsatoka tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay action de se tenir debout [1.5]
Sampanteny 
 

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] vavaka, hataka amin' andriamanitra sy ny razana [1.78]
 Fangataham-pitahiana eo am-panefana ny voady natao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay prière [1.5]
Sampanteny 

Teny iditra joro
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Saro-tahotra, saro-kenatra, mihasihasy [1.1]

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy tanjaky ny tolona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay jambage [1.13]
Voambolana 

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina, Sakalava] Le tronc d'un arbre, surtout quand il s'agit d'un arbre sacré. On appelle joron-drananahary (de rananahary : Dieu) une sorte de possession collective provoquée au cours de laquelle un malade est censé exorcisé de l' « esprit » qui était à l'origine de son mal. La cérémonie a généralement lieu sous un de ces arbres sacrés. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay norme, module
¶ joron'ny tsilo: norme d'un vecteur [1.13]
Voambolana 

Teny iditra joro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana enti-milaza ny iray amin'ireo lalao karatra izay misy sarina efajoro mena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay carreau au jeu de cartes [1.3]
Voambolana 
Mpanahaka  lalitra ~ samamena ~ tangontsotrobe
  karatra
Sary 

Fivaditsoratra rojo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31