Teny iditra journal
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Hallanger 1969] diary firaketana ny miseho isan-andro; fitanan-tsoratry ny varotra na ny fivoriana

Teny iditra journal
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Hallanger 1969] gazety

Teny iditra journal
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Malzac 1893] taratasy milaza ny zavatra miseho isan' andro: Voici le journal de mon voyage (Inty ny taratasy milaza ny zavatra niseho isan' andro tamin' ny dia nalehako)
  [Sims 1969] diary; taratasy milaza ny atao isan' andro; boky fanoratan' ny mpivarotra ny entana na vola miditra sy mivoaka isan' andro
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra journal
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Malzac 1893] gazety. Tous les journaux en parlent (Milaza ihany avokoa ny gazety rehetra)
  [Sims 1969, Hallanger 1969] gazety
Voambolana 
Haiendriteny 
journal (un)
journaux (des)
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Rabary: Daty, takila 42] Izao no teny nataon' ny Calcutta Journal, gazety tao Morosy milaza izany.
Habaka 
L' Express http://www.lexpressmada.com/
L' Hebdo http://www.hebdomada.com/
La Gazette de la Grande Île http://www.lagazette-dgi.com/
Lakroa n' Madagasikara http://www.lakroa.org
Le Quotidien http://www.lequotidien.mg/
Les Nouvelles http://www.les-nouvelles.com/
Madagascar Matin http://www.madamatin.com/
Madagascar Tribune http://madagascar-tribune.com/
Midi Madagasikara http://www.midi-madagasikara.mg/
Taratra http://taratramada.com/
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31