Teny iditra kabary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay
¶ Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary?
¶ Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay
¶ Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary?
¶ Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [1.1]
 lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [1.2]
 a palaver, a public discourse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Discours public [1.3, 1.8]
 proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [1.3]
 palabre [1.8]
 discours [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
kabary
kabariko
kabarinao
kabariny
kabarintsika
kabarinay
kabarinareo
kabarin'
kabarin-
kabarim-
kabari-
Sampanteny 
Mpitovy hevitra volana
Ohatra 
1Vita eo ny kabary. [2.245]
2Vao izay vao mamaky kabary; [2.508]
3Ireo no fototry ny kabary hatraiza hatraiza. [2.488]
Teny nalaina 

Teny iditra kabary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] anton-dia, sahabo [1.78]

Fivaditsoratra kabira, baraky, barika

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/30