Teny iditra | kabiro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno tsofina toy ny sodina, natao tamin' ny hazo nolavahana ka ny sofiny mivelatra eo ambany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] sorte de flûte, chalumeau, trompette. [1.19] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Mpitovy hevitra | kabiry | |
Fivaditsoratra | karibo, kobary, raboky, robaky, robika, borika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |