Teny iditra | kaboka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | creux, enfoncé, vide, spongieux, poreux, se dit des fruits et des tubercules des légumes ¶ flasque, débile, quelqu'un qui n'a pas d'idées [Abinal 1888] | |
même sens que kaboaka [Boiteau 1997] | ||
Tsipelina hafa | kaboaka ~ kaboakaty ~ kabokaty | |
Teny iditra | kaboka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | jereo angongo [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Teny iditra | kaboka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo madinika antokon'ny "apocynacées", misy ditiny mandoro raha mahakasika ny hoditra, izay maimay sy miempaka mihitsy. Anaran-kafa ilazana ny kaboka eran'ny Nosy: folitra, akangarano, montaka, voakanga [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | Nom générique des arbres et arbustes fournissant un latex ne renfermant pas de caoutchouc mais susceptible de servir de glu. Ce sont, suivant les dialectes : ¶ [Tankarana] Voacanga thouarsii Roem.& Schult.et Rauvolfia obtusiflora DC. (Apocynaceae) ; ¶ [Bara, Sakalava, Tsimihety] Voacanga thouarsii Roem.& Schult.et plus rarement Roupellina boivini (Baill.) Pichon (Apocynaceae) ; ¶ [Betsimisaraka] Voacanga thouarsii R. & Sch. mais aussi Pandaca arborescens (Pichon) Markgr. ined.; Pandaca anisophylla (Pichon) Markgr. et Muntafara sessiliflora (Baker) Pichon (Apocynaceae) [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Anarana siantifika | Muntafara sessiliflora, Pandaca anisophylla, Rauvolfia obtusiflora, Voacanga thouarsii | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |