Entrée | kabosa | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1] | |
Explications en français | [Tankarana] Sorte de guitare. [1.19] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Synonymes | kabaosa ~ kabaosy ~ kabosy | |
Mis à jour le 2023/03/19 |