Teny iditra kabosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Sary 

Fivaditsoratra kisabo, kosaby, sobika, bokisa, bosika

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30